Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Joela 4:9 - Baiboly Katolika

9 Miantsoa izao any amin’ny firenena: Miomàna hiady ianareo! Asaovy mitsangana ny lehilahy mahery! Aoka hanatona, aoka hiakatra avokoa, ny lehilahy mpiady rehetra!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Ambarao any amin’ny Jentilisa izao: Miantsoa hanao ady masina, fohazy ny lehilahy mahery! Aoka handroso ny mpiady rehetra ka hiakatra!

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

9 Antsoantsoy any amin’ny hafa firenena izao: «Miomàna hiady, vonòny ny miaramilanareo; aoka ny mpiady rehetra hiara-manainga.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Antsoantsoy any amin’ny hafa firenena izao: «Miomàna hiady, vonòny ny miaramilanareo; aoka ny mpiady rehetra hiara-manainga.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Antsoy any amin’ny jentilisa izany, Miantsoa hanao ady masina, fohazy ny lehilahy mahery, Aoka handroso ny mpiady rehetra ka hiakatra;

Jereo ny toko dika mitovy




Joela 4:9
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra