Joela 4:8 - Baiboly Katolika8 Hamidiko ny zanaka lahy aman-janaka vavinareo ho eo an-tanan’ny zanak’i Jodà, ka hamidiny amin’ny Sabeanina amin’ny firenena lavitra any; fa i Iaveh efa niteny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Hamidiko ho lasan’ny zanak’i Joda kosa ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, ary hamidiny amin’ny Sabeana kosa ireny, dia ho an’izay firenena lavitra; fa NY TOMPO no efa niteny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 Koa hamidiko amin’ny mponin’i Joda ny zanakalahy sy ny zanakavavinareo. Ireo indray hivarotra azy amin’ny Sabeanina izay firenena any lavitra. Izaho TOMPO no miteny izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Koa hamidiko amin’ny mponin’i Joda ny zanakalahy sy ny zanakavavinareo. Ireo indray hivarotra azy amin’ny Sabeanina izay firenena any lavitra. Izaho TOMPO no miteny izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ka hamidiko ho lasan’ny zanak’i Joda kosa ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, Ary hamidiny amin’ny Sabeana kosa ireny, dia ho an’izay firenena lavitra; Fa Jehovah no efa niteny. Jereo ny toko |