Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Jodita 3:9 - Baiboly Katolika9 Ary loza tokoa ny tahotra nanindry ny olona tamin’izany faritany izany, ka ny mponina tamin’ny tanàna rehetra, na ny andriambaventy na ny olona manan-kaja indrindra, na ny sarambabem-bahoaka, raha tamy izy, dia nivoaka hitsena azy avokoa, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Avy eo i Hôlôferna dia tonga teo anoloan’i Jizrehela, tao akaikin’i Dôtàna izay manatrika ny tandavan-tendrombohitr’i Jodea. Jereo ny toko |