Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Jodita 3:8 - Baiboly Katolika

8 Ny tanàna rehetra dia samy nangalany lehilahy mahery sy izay voatsonga hiady, nataony mpanampy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Nandrava ny trano fivavahana i Hôlôferna sady nanapatapaka ny hazomasina. Baiko nomena azy manko ny hamongotra ny andriamanitra rehetra eran’ny tany noteteziny, hany ka hitsaoka an’i Nebokadnetsara irery ihany ny firenena rehetra, ary hiantso azy ho andriamanitra ny fiteny sy ny foko rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy




Jodita 3:8
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra