Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Jodita 3:7 - Baiboly Katolika

7 Dia nidina avy eny an-tendrombohitra i Hôlôferina mbamin’ny mpitaingin-tsoavaliny, tamin-kery lehibe, ka nanjary tompon’ny tanàna rehetra mbamin’ny mponina rehetra amin’ny tany izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Manerana izany faritany izany, dia olona miravaka fehiloha sy mandihy ombàn’ampongatapaka no nandray azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Jodita 3:7
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra