Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Jodita 3:6 - Baiboly Katolika6 Tongava any aminay, toy ny tompo tia fihavanana, ary alamino araka izay itiavanao azy ny fanompoana hataonay.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Tamin’izay no nandroso nanaraka ny morontsiraka i Hôlôferna sy ny tafiny. Nametrahany miaramila mpiambina ireo tanàna mimanda ary narotsany ho anisan’ny mpiantafika miaraka aminy kosa ireo vatan-dehilahy voafantina. Jereo ny toko |