Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Jodita 3:4 - Baiboly Katolika4 Aoka ho eo ambany fifehezanao avokoa izay anananay rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Anao ny tanànanay, ary mpanomponao ny mponina ao aminy. Tongava amin’ireo tanànanay ireo araka izay sitrakao. Jereo ny toko |