Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Jodita 3:3 - Baiboly Katolika

3 Indro eo anatrehanao avokoa ny tanànanay rehetra, sy izay mety ho fanananay rehetra, ny tendrombohitra rehetra, ny havoanay, ny sahanay, ny andian’ombinay aman’ondry sy osy, ny soavalinay, ny ramevanay, ny harenay, ary ny fianakavianay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Ny toby fambolenay sy fiompianay, ny sahanay, ny tanimbarinay, ny omby sy ondry aman’osinay ary ny tanimbilona rehetra anananay dia samy azonao anaranam-po. Ataovy izay hataonao aminy.

Jereo ny toko dika mitovy




Jodita 3:3
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra