Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Jodita 3:2 - Baiboly Katolika2 «Aonòny ny hatezeranao aminay, fa aleo velona aina hanompo an’i Nabokodonozora mpanjaka lehibe sy manaiky anao, toy izay maty, sady efa mifaditra ny ahitra amin’ny fahandevozana indray no hahafatesana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 –Indreto izahay mpanompon’i Nebokadnetsara mpanjaka lehibe fa tonga manatrika anao. Ataovy izay tianao hatao aminay. Jereo ny toko |