Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Jodita 3:13 - Baiboly Katolika13 Satria didy azony tamin’i Nabokodonozora ny handringana ny andriamanitry ny tany rehetra, mba ho izy irery ihany no antsoina hoe andriamanitra amin’ny firenena rehetra izay azon’ny herin’i Hôlôferina hampanekena. Jereo ny toko |