Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Jodita 3:10 - Baiboly Katolika10 nitondra satroboninahitra amam-panilo handray azy, nandihy tamin’ny feon’amponga aman-tsodina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Niorin-toby teo anelanelan’i Gebà sy i Sitôpôly izy, ka nijanona iray volana teo mba hanangona ny vatsy rehetra ilain’ny tafiny. Jereo ny toko |