Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Jodita 2:8 - Baiboly Katolika8 Rameva maro be tsy hita isa nitondra fitaovana sesehena ho an’ny miaramilany, sy andian’omby aman’ondry tsy tambo isaina, no nampialohainy ny tafiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Ireo olona voaratra dia hameno ny hantsana; ka ny lohasahan-driaka sy ny ony dia ho tototra faty hihoatra ny morony. Jereo ny toko |