Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Jodita 2:7 - Baiboly Katolika7 Tamin’izay dia nantsoin’i Hôlôferina ny lehibe sy ny manamboninahitry ny foloalindahin’ny Asirianina, ka naka miaramila hiantafika, araka ny didin’ny mpanjaka izy; 120.000 no isan’ny miaramila an-tongotra, ary 12.000 ny an-tsoavaly mpandefa tsipìka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 ary hotakînao amin’ireo vahoaka ny tolotra tany sy rano ho mariky ny fanoavany ahy. Ampahafantaro azy fa mirehi-katezerana aho ka mandefa izao tafika izao hamely azy. Hanenika ny vohon-taniny manontolo ny miaramilako ka avelako handroba azy. Jereo ny toko |