Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Jodita 2:4 - Baiboly Katolika4 Nankatoavin’izy rehetra izany lahateniny izany, ka nampiantsoin’i Nabokodonozora i Hôlôferina, komandy ben’ny tafika, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Rehefa vita ny fiaraha-midinika, dia nantsoin’i Nebokadnetsara i Hôlôferna, izay filohan’ireo komandin-tafika sady olona faharoa eo amin’ny fanjakana, ka nilazany hoe: Jereo ny toko |