Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Jodita 2:3 - Baiboly Katolika

3 Nolazainy tamin’ireo fa ny hampanaiky ny tany rehetra ho ambany fahefany no fikasany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Nankatoavin’ireto mpanolotsaina azy fa tokony hofongorana avokoa ny olona rehetra izay nitsipaka ny baiko navoakan’i Nebokadnetsara.

Jereo ny toko dika mitovy




Jodita 2:3
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra