Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Jodita 2:2 - Baiboly Katolika2 Dia nantsoiny avokoa ny loholony sy ny lehibe rehetra mbamin’ny mpiadiny, dia niara-nihevitra mangingina tamin’ireo izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Dia nantsoin’i Nebokadnetsara hivory ny minisitra rehetra sy ny loholona rehetra; ary nanaovany fiaraha-midinika ireo, ka vavany mihitsy no namoaka ny fanapahan-kevitra momba ny sazy isan-karazany hafitsoka amin’ny tanin’iretsy vahoaka nikomy. Jereo ny toko |