Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Jodita 2:17 - Baiboly Katolika

17 Avy eo dia nidina teny an-tsahan’i Damasa izy, tamin’ny fotoam-pijinjana, nandoro ny vokatra rehetra sy nampikapa ny hazo amam-boaloboka rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Naka rameva sy boriky ary mole marobe io filoha io mba hitondra entana; naka ondry aman’osy ary omby tsy tambo isaina koa izy mba ho tohan’aina ara-tsakafo.

Jereo ny toko dika mitovy




Jodita 2:17
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra