Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Jodita 2:16 - Baiboly Katolika

16 Nentiny ho babo avokoa ny taranak’i Madiàna, norobainy daholo ny hareny ary novonoiny tamin’ny sabatra izay rehetra nanohitra azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Dia nalahatr’i Hôlôferna ireo ka voarindra ho tahaka ny tafika goavana efa hiady.

Jereo ny toko dika mitovy




Jodita 2:16
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra