Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Jodita 2:14 - Baiboly Katolika

14 Nita an’i Eofrata izy, dia nankany Mesôpôtamia, ary niadiany an-keriny avokoa ny tanàna mimanda rehetra tamin’izany tany izany, hatramin’ny mason-dranon-driaka Kaborasa ka hatrany amin’ny ranomasina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Dia niala teo anatrehan’ny mpanjaka i Hôlôferna, ary niantso ireo andriana mbamin’ireo komandy sy manamboninahitry ny tafika asirianina.

Jereo ny toko dika mitovy




Jodita 2:14
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra