Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Jodita 2:13 - Baiboly Katolika13 Nanihiny ka afany i Melitena ilay tanàna malaza, ary nobaboiny avokoa ny mponina tao Tarsa, mbamin’ny taranak’i Ismaely izay nonina teo an-tandrifin’ny efitra, sy teo atsimon’i Selôna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Ianao kosa, ry Hôlôferna, aza misy dikainao ireo baiko nomeko anao ireo na iray aza; fa tanteraho antsakany sy andavany sady tsy misy hataka andro; araka ny nandidiako anao. Jereo ny toko |