Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Jodita 2:11 - Baiboly Katolika

11 Dia niainga izy sy ny tafiny rehetra, mbamin’ny kalesy ama-mpitaingin-tsoavaly sy mpandefa tsipìka, ka nandrakotra ny tany, mova tsy ny valala.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Ka rehefa nilavo lefona izy, dia hambenanao ho an’ny andro hitsarana azy; ireo mbola hanohitra ihany, eo amin’ny tany isan-tokony efa azonao, dia tsy hanananao antra fa ampamonoy ho faty ary asaovy robaim-pananana.

Jereo ny toko dika mitovy




Jodita 2:11
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra