Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Jodita 2:1 - Baiboly Katolika1 Tamin’ny taona faha-13, nanjakan’i Nabokodonozora mpanjaka, tamin’ny andro faha-22n’ny volana voalohany, no nanapahana ny hevitra tao an-tranon’i Nabokodonozora mpanjakan’i Asiria, ny hamaliany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Tamin’ny taona fahavalo ambin’ny folo nanjakan’i Nebokadnetsara, mpanjakan’i Asiria, fony andro faharoa amby roapolo tamin’ny volana voalohany, no niadian-kevitra tao an-dapa ny amin’ny valifaty izay efa nianianan’ny mpanjaka hafitsoka amin’ireo vahoaka rehetra nikomy. Jereo ny toko |