Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Jodita 1:9 - Baiboly Katolika

9 ry zareo rehetra any Samaria an-dafin’ny ony Jordany, hatrany Jerosalema, ary amin’ny tany Gesena rehetra, hatrany amin’ny sisin-tanin’i Etiôpia.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 na tany amin’ireo tanànan’i Samaria sy ny faritra ampita atsinanan’i Jôrdàna ka hatrany Jerosalema sy Batanea ary Kelosy sy Kadesa. Nandefasan’i Nebokadnetsara iraka koa hatrany amin’ny lohasahan-driakan’i Ejipta sy hatrany Tapanesa sy Ramsesa ary hatrany amin’ny faritr’i Gôsena manontolo;

Jereo ny toko dika mitovy




Jodita 1:9
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra