Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Jodita 1:8 - Baiboly Katolika8 ny vahoaka any Karmela sy Sedara, ny monina any Galilea, amin’ny tany lemaka lehibe Esdrelôna, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 na tany amin’ny vahoaka teo amin’ny tendrombohitra Karmela sy tao amin’ny faritr’i Gilehada ary tao Galilea ampatrana sy tao Jizrehela izay lemaka midadasika; Jereo ny toko |