Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Jodita 1:7 - Baiboly Katolika

7 Tamin’izay, nihalehibe ny fanjakan’i Nabokodonozora ka nentanin’ny ebo ny fony dia nandefasany iraka avokoa ry zareo rehetra nonina any Silisia, any Damasa, ny any an-tendrombohitra Libàna,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 I Nebokadnetsara, mpanjakan’i Asiria, dia nandefa iraka hatraiza hatraiza: na tany amin’ny mponina rehetra any Persia; na tany amin’ny mponina rehetra teo amin’ny faritra andrefana, izany hoe tao Silisia sy Damasy ary Libàno sy Antilibàno ka hatrany amin’ny morontsiraky ny Ranomasina Mediteranea;

Jereo ny toko dika mitovy




Jodita 1:7
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra