Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Jodita 1:6 - Baiboly Katolika

6 ka naharesy azy tao amin’ilay tany lemaka lehibe atao hoe Ragao, fa nampian’ireo mponina amin’ny moron’i Eofrata sy i Tigra, ary i Jadasona amin’ny tany lemak’i Eriôka, mpanjakan’ny Elisiànina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Ny mponina rehetra tany an-tendrombohitra sy ny mponina rehetra teo amoron’ny ony Eofrata sy Tigra ary Hidaspa dia nitambatra tamin’i Nebokadnetsara; nomba azy koa ny mponina teo an-tany lemaka sy nofehezin’i Ariôka mpanjakan’i Elimaîda. Tafika avy amin’ny firenena maro no vory hiandany amin’ny Babilônianina.

Jereo ny toko dika mitovy




Jodita 1:6
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra