Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Jodita 1:5 - Baiboly Katolika5 Kanjo, tamin’ny taona faha-12 nanjakan’i Nabokodonozora mpanjakan’i Asirianina, izay nanjaka tao Niniva, ilay tanàna lehibe, dia nanafika an’i Arfaksada izy, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Tamin’izany taona faharoa ambin’ny folo nanjakany izany àry i Nebokadnetsara no niady tamin’io Arfaksada mpanjaka io, teo amin’ny tany lemaka anatin’ny faritr’i Ragao. Jereo ny toko |