Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Jodita 1:4 - Baiboly Katolika4 Nirehareha ho tsy azo resena izy, noho ny herin’ny foloalindahiny sy ny hamaroan’ny kalesiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Ireo vavahady ireo kosa nahatratra dimy amby telopolo metatra ny haavony ary roapolo metatra ny sakany, satria nokendrena handalovan’ireo tafika matanjaka sy ireo antoko miaramila an-tongotra. Jereo ny toko |