Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Jodita 1:3 - Baiboly Katolika

3 efa-joro mitovy efatra ny endriny, roapolo dia avy no haben’ny lafiny iray, ary nampifanarahiny amin’ny haavon’ny tilikambo ny varavarana nataony taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Teo akaikin’ny vavahadin’ny tanàna dia nampananganany tilikambo izay nahatratra dimampolo metatra ny haavony ary telopolo metatra ny hatevin’ny fanorenany.

Jereo ny toko dika mitovy




Jodita 1:3
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra