Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Jodita 1:2 - Baiboly Katolika2 Manda, fitopolo hakiho no haavony, telo hakiho no sakany, no nataony manodidina azy, ary nananganany tilikambo maromaro koa, ka zato hakiho ny haavony, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Nanodidina an’i Ekbatàna dia nampanorenan’i Arfaksada manda tamin’ny vato vaventy voapaika efa-joro, dia vato mirefy telo metatra ny lavany ary iray metatra sy sasany ny sakany. Io manda io kosa dia nirefy dimy amby telopolo metatra ny haavony ary dimy amby roapolo metatra ny sakany. Jereo ny toko |