Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Jodita 1:12 - Baiboly Katolika

12 Ka nisafoaky ny hatezerana tamin’izany vahoaka rehetra izany i Nabokodonozora mpanjaka ary nianiana tamin’ny seza fiandrianany sy tamin’ny fanjakany, fa hamaly ratsy izany nataon’ireo tany rehetra ireo izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Nisafoaky ny hatezerana tamin’ireo faritra isan-tokony ireo kosa i Nebokadnetsara; ka ny sezafiandrianany sy ny fahefana maha mpanjaka azy no antoka nianianany fa hamaly ratsy ny olona rehetra amin’ny faritr’i Silisia sy i Damasy ary Siria izy, sady hamono hahafaty ny mponina rehetra amin’ny faritr’i Môaba sy i Hamôna ary koa i Jodea manontolo mbamin’ny mponina rehetra any Ejipta na ny eo amoron’ny Ranomasina Mediteranea na ny eo amoron’ny Ranomasina Mena.

Jereo ny toko dika mitovy




Jodita 1:12
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra