Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Jodita 1:11 - Baiboly Katolika

11 Nefa niray hevitra samy nandà avokoa izy rehetra. Nalefany hody maina izy ireo, ary fanesoana foana no nafitsony azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Kanefa ny mponina rehetra tamin’ireo faritra isan-tokony ireo dia tsy niraharaha ny hafatra nalefan’i Nebokadnetsara, mpanjakan’i Asiria, ka tsy mba nivory hiady miaraka aminy; tsy natahorany manko i Nebokadnetsara izay toy ny olona tsotra fotsiny ihany teo imasony. Koa nitondra tanam-polo sy rakotry ny henatra ireo iraky ny mpanjaka ireo, rehefa niverina.

Jereo ny toko dika mitovy




Jodita 1:11
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra