Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Jodita 1:10 - Baiboly Katolika10 Ireo vahoaka rehetra ireo, dia nandefasan’i Nabokodonozora mpanjakan’i Asiria, iraka, avokoa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 nandefasany koa aza hatrany ankoatran’i Tanisa sy i Memfisa, tany amin’ireo olona hafa rehetra mponin’i Ejipta, ary hatrany amin’ny sisintanin’i Etiôpia. Jereo ny toko |