Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Jodita 1:1 - Baiboly Katolika1 Nony efa nampanaiky ny firenena maro ho ambanin’ny fahefany i Arfaksada, mpanjakan’ny Meda, dia nanorina tanàna fiarovana mafy anankiray, nataony hoe Ekbatàna, tamin’ny vato voapaika vita efa-joro. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Efa roa ambin’ny folo taona tamin’izay no nanjakan’i Nebokadnetsara, mpanjakan’ny Asirianina, tao Ninive ilay tanàna lehibe. Tamin’izany andro izany koa i Arfaksada no efa nanjaka tamin’ny Medianina, tao Ekbatàna renivohitra. Jereo ny toko |