Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Joba 7:3 - Baiboly Katolika

3 mova tsy izany aho nanana izay anjara volana mampahory, sy nanana izay anjara alina mampijaly.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 dia toy izany no nanaovana ny volana mampahory ho lovako ary ny alina mahadisadisa ho anjarako.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

3 Toy izany koa no nanjo ahy am-bolana maro nahitam-pahoriana ary alina nifandimby nizakam-pijaliana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Toy izany koa no nanjo ahy am-bolana maro nahitam-pahoriana ary alina nifandimby nizakam-pijaliana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Dia toy izany no anaovana ahy hahita volana mampahory, Ary alina mahadisadisa no tendrena ho ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Dia toy izany no anaovana ahy hahita volana mampahory, ary alina mahadisadisa no tendrena ho ahy.

Jereo ny toko dika mitovy




Joba 7:3
8 Rohy Ifampitohizana  

Fa ankehitriny, indrisy, efa mandreraka ny heriko Andriamanitra: naringanao ny havako rehetra, ry Andriamanitro ô.


Hotanterahiny àry izay efa notendreny ho ahy; ary tsy vitsy ny hevitra toy izany ao aminy.


«Ah, iza re no hamerina amiko ny volana taloha, dia ny andro nitsimbinan’Andriamanitra ny fiarovana ahy,


Toy ny mpanompo maniry alokaloka, toy ny mpikarama miandry ny karamany,


Ry Iaveh ô, ampahafantaro ahy ny fara andro hiainako, dia ny fetry ny androko, hahafantarako ny maha-mora levona ahy.


Fa ny efa maty tsy mahatsiaro Anao intsony, any amin’i Seoly zovy no hidera Anao?


Trotraka aho, azon’ny misento, ampo-dranomaso isan’alina ny fandriako; vonton’ny ranomasoko ny farafarako.


Nodinihiko avokoa ny zavatra atao etỳ ambany masoandro, ka indro, zava-poana amam-panenjehan-drivotra daholo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra