Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Joba 4:2 - Baiboly Katolika

2 «Raha manandrana hiteny indraimbava izahay, dia sao sosotra ianao amin’izany. Nefa zovy moa no hahatana ny teniny?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Raha misy sahy miteny aminao dia ho sosotra va ianao? Fa raha ny mamehy vava kosa, iza moa no hahavita izany?

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

2 Tsy misy sahy miteny aminao, satria sorena mafy ianao; nefa tsy azo atao ny hangina ela intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Tsy misy sahy miteny aminao, satria sorena mafy ianao; nefa tsy azo atao ny hangina ela intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Raha misy sahy miteny aminao, dia ho sosotra va hianao? Fa raha ny mamehy vava kosa, iza moa no mahazaka izany?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Raha misy sahy miteny aminao, dia ho sosotra va ianao? Fa raha ny mamehy vava kosa, iza moa no mahazaka izany?

Jereo ny toko dika mitovy




Joba 4:2
7 Rohy Ifampitohizana  

Dia niteny i Elifaza avy any Temàna ka nanao hoe:


Hoy aho: Tsy hilaza ny aminy intsony aho, tsy hiteny amin’ny Anarany intsony aho!... dia nisy toy ny afo nirehitra ato am-poko, voahidy ao anatin’ny taolako; nanao izay hihazonana azy aho nefa tsy nahatana azy.


Izaho anefa, efa feno ny fahatezeran’i Iaveh, ka sasatra ny mitana izany. Aidino amin’ny ankizy eny an-dalambe izany, sy eo amin’ny fivorian’ny zatovo! Fa samy hosamborina avokoa na lahy na vavy, na ny antitra sy ny efa ela niainana.


fa raha izahay, dia tsy azonay atao akory ny tsy hilaza izay efa hitanay sy renay.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra