Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Joba 4:1 - Baiboly Katolika

1 Dia niteny i Elifaza avy any Temàna ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Dia nandray fitenenana i Elifaza temanita hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

1 Dia nandray fitenenana i Elifaza avy any Temàna ka nanao tamin’i Jôba hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Dia nandray fitenenana i Elifaza avy any Temàna ka nanao tamin’i Jôba hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 DIA namaly Elifaza Temanita ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Dia namaly Elifaza Temanita ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Joba 4:1
10 Rohy Ifampitohizana  

Dia niteny i Elifaza avy any Temàna ka nanao hoe:


Nony nandre ny loza rehetra nanjò an’i Jôba ireo sakaizany telo lahy: i Elifaza avy any Temàna, i Baldada avy any Sohe, ary i Sôfara avy any Naamà, dia samy niainga avy any amin’ny fonenany avy, ka niara-nidinika izay handehanana hitsapa alahelo sy hampionona azy.


Dia niteny i Elifaza, ka nanao hoe:


Tsy misy fianinana intsony, tsy misy fiadanana intsony, tsy misy fitsaharana intsony, fa tebiteby no nahazo ahy».


«Raha manandrana hiteny indraimbava izahay, dia sao sosotra ianao amin’izany. Nefa zovy moa no hahatana ny teniny?


Dia nandeha i Elifaza avy any Temàna sy i Baldada avy any Sohe ary i Sôfara avy any Naamàna, nanao araka izay voalazan’i Iaveh taminy, ka nankasitrahin’i Iaveh ny fivavahan’i Jôba.


Tamin’izay, dia niteny i Jôba ka nanao hoe:


Dia niteny i Baldada avy any Sohe tamin’izay ka nanao hoe:


Teny mamely an’i Edôma. Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: Efa tsy misy fahendrena intsony va ao Temàna? Lany hevitra va ireo mahira-tsaina? Efa levona va ny fahendren’izy ireo?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra