Joba 3:26 - Baiboly Katolika26 Tsy misy fianinana intsony, tsy misy fiadanana intsony, tsy misy fitsaharana intsony, fa tebiteby no nahazo ahy». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Tsy mbola nahita fiadanana na fitsaharana na fiatoana akory aza aho dia tonga indray ny tebiteby. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 Tsy manam-pitoniana na fiadanana aho, tsy misy fitsaharana fa tebiteby lava. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Tsy manam-pitoniana na fiadanana aho, tsy misy fitsaharana fa tebiteby lava. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Tsy mbola nahita fiadanana na fitsaharana na fakana aina akory aza aho, Dia tonga indray ny tebiteby. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Tsy mbola nahita fiadanana na fitsaharana na fakàna aina akory aza aho, dia tonga indray ny tebiteby. Jereo ny toko |