Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Joba 2:2 - Baiboly Katolika

2 Ary hoy i Iaveh tamin’i Satana: «Avy aiza ianao?» Ka hoy i Satana namaly an’i Iaveh: «Avy nitety ny tany aho ary nitsangantsangana teny».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Dia hoy NY TOMPO tamin’i Satana: Avy taiza ianao? Ary namaly NY TOMPO i Satana hoe: Avy nivezivezy teny ambonin’ny tany aho, nandehandeha teny.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

2 Dia hoy ny Tompo tamin’i Satàna: –Avy taiza moa ianao? Dia namaly ny Tompo izy hoe: –Avy nitetitety ny tany sy nihaodihaody tany aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Dia hoy ny Tompo tamin’i Satàna: –Avy taiza moa ianao? Dia namaly ny Tompo izy hoe: –Avy nitetitety ny tany sy nihaodihaody tany aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Dia hoy Jehovah tamin’i Satana: Avy taiza hianao? Ary Satana dia namaly an’i Jehovah ka nanao hoe: Avy nizahazaha teny amin’ny tany aho ka nivezivezy teny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Dia hoy Jehovah tamin'i Satana: Avy taiza ianao? Ary Satana dia namaly an'i Jehovah ka nanao hoe: Avy nizahazaha teny amin'ny tany aho ka nivezivezy teny.

Jereo ny toko dika mitovy




Joba 2:2
7 Rohy Ifampitohizana  

Hoy izy: «Ry Agara, mpanompovavin’i Saray, avy aiza ianao ary ho aiza?» Hoy ny navaliny: «Mandositra lavitra an’i Saray tompovaviko aho.»


Ka hoy i Iaveh tamin’i Satana: «Avy aiza ianao?» Dia hoy ny navalin’i Satana: «Avy nitety ny tany aho sy nitsangantsangana teny».


Indray andro, raha tonga teo anatrehan’i Iaveh ireo zanak’Andriamanitra, dia mba tonga teo afovoan’izy ireo koa i Satana, ka tonga teo anatrehan’i Iaveh.


Dia hoy i Iaveh tamin’i Satana: «Efa nandinika an’i Jôba mpanompoko va ianao? Tsy misy olona toa azy eny ambonin’ny tany, marina, mahitsy, matahotra an’Andriamanitra ary mifady ny ratsy. Maharitra mandrakariva amin’ny fahamarinana izy, na dia notaominao hamery azy tsy ahoan-tsy ahoana aza Aho».


Tsy hilaza zavatra maro aminareo intsony Aho, fa avy ny mpanapaka izao tontolo izao; tsy manana na inona na inona amiko anefa izy,


izany hoe amin’ireo tsy mino nohajambain’ny andriamanitr’izao tontolo izao mba tsy hiposahan’ny fahazavam-boninahitry ny Evanjelin’i Kristy, Izay endrik’Andriamanitra.


Mahalalà onony, ary miambena; fa ny devoly fahavalonareo mihaodihaody manodidina anareo mova tsy ny liona mierona mitady izay harapany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra