Joba 2:1 - Baiboly Katolika1 Indray andro, raha tonga teo anatrehan’i Iaveh ireo zanak’Andriamanitra, dia mba tonga teo afovoan’izy ireo koa i Satana, ka tonga teo anatrehan’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Indray andro koa dia avy ireo zanak’Andriamanitra hiseho teo anatrehan’NY TOMPO dia mba tonga teo koa i Satana tafaharo taminy, mba hiseho teo anatrehan’NY TOMPO. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Indray andro raha tonga nanao tatitra tamin’ny TOMPO ireo zanak’Andriamanitra, dia mba tafaraka taminy teo koa i Satàna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Indray andro raha tonga nanao tatitra tamin’ny TOMPO ireo zanak’Andriamanitra, dia mba tafaraka taminy teo koa i Satàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY tamin’ny indray andro koa dia avy ireo zanak’Andriamanitra hiseho teo anatrehan’i Jehovah, ka dia mba tonga teo koa Satana tafaharo taminy hiseho teo anatrehan’i Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary tamin'ny indray andro koa dia avy ireo zanak'Andriamanitra hiseho teo anatrehan'i Jehovah, ka dia mba tonga teo koa Satana tafaharo taminy hiseho teo anatrehan'i Jehovah. Jereo ny toko |