Joba 16:7 - Baiboly Katolika7 Fa ankehitriny, indrisy, efa mandreraka ny heriko Andriamanitra: naringanao ny havako rehetra, ry Andriamanitro ô. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Fa ankehitriny dia efa nandemy ahy Izy; naringanao ny ankohonako rehetra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Ankehitriny dia nandreraka ahy Andriamanitra, fa naringany avokoa ny ankohonako rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Ankehitriny dia nandreraka ahy Andriamanitra, fa naringany avokoa ny ankohonako rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Fa ankehitriny efa nandreraka ahy Izy; Naringanao ny ankohonako rehetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Fa ankehitriny efa nandreraka ahy Izy; Naringanao ny ankohonako rehetra. Jereo ny toko |