Joba 10:12 - Baiboly Katolika12 Nomenao aina amam-panambinana aho, ary narovanao tamin’ny fiahianao ny aiko. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Aina sy famindrampo no nomenao ahy ary ny fiahianao no niaro ny fofonaiko. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 Nomenao aina ombàm-pitiavana aho, ka ny fiahianao no niaro ny aiko. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Nomenao aina ombàm-pitiavana aho, ka ny fiahianao no niaro ny aiko. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Aina sy famindrampo no nomenao ahy; Ary ny fiahianao no niaro ny aiko. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Aina sy famindram-po no nomenao ahy; Ary ny fiahianao no niaro ny aiko. Jereo ny toko |