Joba 1:12 - Baiboly Katolika12 Ka hoy i Iaveh tamin’i Satana: «Indro, azonao anaranam-po avokoa izay ananany, fa ny tenany tokana no aza kasihin-tanana». Dia niala teo anatrehan’i Iaveh i Satana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Dia hoy NY TOMPO tamin’i Satana: Indro, eo an-tananao izay ananany rehetra; fa ny tenany ihany no aza kasihin’ny tananao. Dia niala teo anatrehan’NY TOMPO i Satana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 Dia hoy ny Tompo tamin’i Satàna: –Indro eo am-pelatananao izay ananany rehetra. Nefa aza kasihinao kosa ny tenany. Dia niala teo anatrehan’ny TOMPO i Satàna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Dia hoy ny Tompo tamin’i Satàna: –Indro eo am-pelatananao izay ananany rehetra. Nefa aza kasihinao kosa ny tenany. Dia niala teo anatrehan’ny TOMPO i Satàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Dia hoy Jehovah tamin’i Satana: Indro, eo an-tànanao izay ananany rehetra; fa ny tenany ihany no aza aninjiranao ny tànanao. Dia nivoaka Satana niala teo anatrehan’i Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Dia hoy Jehovah tamin'i Satana: Indro eo an-tananao izay ananany rehetra; fa ny tenany ihany no aza aninjiranao ny tananao. Dia nivoaka Satana niala teo anatrehan'i Jehovah. Jereo ny toko |