Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Jeremia 52:21 - Baiboly Katolika

21 Ny amin’ny andry, dia 18 hakiho no haavon’ny andry iray, ary kofehy 12 hakiho no nandrefy azy manodidina, ary voatondro efatra ny hateviny, ary poaka aty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Fa ny andry, dia valo amby folo hakiho no haavony, ary roa amby folo hakiho ny manodidina azy; ary ny hateviny dia voantondro efatra, fa poakaty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

21 Ny andry tsirairay dia sivy metatra ny haavony ary enina metatra ny manodidina. Poakaty izy nefa misy valo santimetatra ny hatevin’ny metaly.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Ny andry tsirairay dia sivy metatra ny haavony ary enina metatra ny manodidina. Poakaty izy nefa misy valo santimetatra ny hatevin’ny metaly.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Fa ny andry, dia valo ambin’ny folo hakiho no hahavony, ary roa ambin’ny folo hakiho ny manodidina azy; ary ny hateviny dia voantondro efatra, fa poakaty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Fa ny andry, dia valo ambin'ny folo hakiho no hahavony, ary roa ambin'ny folo hakiho ny manodidina azy; ary ny hateviny dia voantondro efatra, fa poakaty izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 52:21
3 Rohy Ifampitohizana  

Ny andry iray dia 18 hakiho ny haavony, ary teo amboniny dia nisy koronosy varahina, ary telo hakiho ny haavon’ny koronosy, ary nisy harato sy voan’ampongabendanitra nanodidina ny koronosy, ka varahina avokoa izany rehetra izany; torak’izany koa ny andry faharoa mbamin’ny harato aminy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra