Jeremia 52:13 - Baiboly Katolika13 ka nandoro ny tranon’i Iaveh, mbamin’ny tranon’ny mpanjaka sy ny trano rehetra tao Jerosalema; nodorany tamin’ny afo avokoa ny trano lehibe rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 ka nandoro ny tranon’NY TOMPO sy ny tranon’ny mpanjaka mbamin’ny trano rehetra tany Jerosalema: Ny trano lehibe rehetra dia nodorany tamin’ny afo avokoa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 Izy no nandoro ny tranon’ny TOMPO sy ny lapan’ny mpanjaka ary ireo trano tao an-tanàna, indrindra ny an’ny olona ambony rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Izy no nandoro ny tranon’ny TOMPO sy ny lapan’ny mpanjaka ary ireo trano tao an-tanàna, indrindra ny an’ny olona ambony rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 ka nandoro ny tranon’i Jehovah sy ny tranon’ny mpanjaka mbamin’ny trano rehetra tany Jerosslema: ny trano lehibe rehetra dia nodorany tamin’ny afo avokoa. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 ka nandoro ny tranon'i Jehovah sy ny tranon'ny mpanjaka mbamin'ny trano rehetra tany Jerosalema: ny trano lehibe rehetra dia nodorany tamin'ny afo avokoa. Jereo ny toko |