Jeremia 50:29 - Baiboly Katolika29 Antsoy hamely an’i Babela ny mpandefa tsipìka, mbamin’izay rehetra mpanenjana tsipìka, mitobia manodidina azy ianareo; aza misy afa-mandositra! Valio araka ny asany izy. Toraky ny nataony rehetra no mba ataony aminy kosa, fa nitsangana hanohitra an’i Iaveh, hanohitra an’ilay Masin’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201129 Antsoy ny mpandefa zana-tsipìka hamely an’i Babilona, dia ny mpanenjana tsipìka rehetra; mitobia manodidina hamely azy; aoka tsy hisy ho afa-miala izy; valio araka ny asany izy, eny, araka ny asa rehetra nataony no mba ataovy aminy kosa; fa niavonavona tamin’NY TOMPO izy, dia tamin’ny Iray Masin’ny Israely. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA29 Antsoy ny mpandefa zana-tsipîka, dia ireo rehetra mpanenjana tsipîka, ka vorio hamely an’i Babilôna. Aoka ireo hitoby manodidina azy ka tsy hamela ny mponiny ho afa-miala. Aoka hovaliana araka ny ratsy nataony izy ka izay rehetra nataony tamin’ny hafa no mba ampiharo aminy kosa! Satria izy niavonavona tamin’ny TOMPO, dia tamin’ilay Masin’i Israely. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Antsoy ny mpandefa zana-tsipîka, dia ireo rehetra mpanenjana tsipîka, ka vorio hamely an’i Babilôna. Aoka ireo hitoby manodidina azy ka tsy hamela ny mponiny ho afa-miala. Aoka hovaliana araka ny ratsy nataony izy ka izay rehetra nataony tamin’ny hafa no mba ampiharo aminy kosa! Satria izy niavonavona tamin’ny TOMPO, dia tamin’ilay Masin’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy29 Antsoy ny mpandefa zana-tsipìka hamely an’i Babylona. Dia ny mpanenjana tsipìka rehetra; Mitobia manodidina hamely azy; Aoka tsy hisy ho afaka izy; Valio araka ny asany izy, Eny, araka ny asa rehetra nataony no mba ataovy aminy kosa; Fa niavonavona tamin’i Jehovah izy, Dia tamin’ny Iray Masin’ny Isiraely. Jereo ny tokoMalagasy Bible29 Antsoy ny mpandefa zana-tsipìka hamely an'i Babylona. Dia ny mpanenjana tsipìka rehetra; Mitobia manodidina hamely azy; Aoka tsy hisy ho afaka izy; Valio araka ny asany izy, eny, araka ny asa rehetra nataony, no mba ataovy aminy kosa; Fa niavonavona tamin'i Jehovah izy, dia tamin'ny Iray Masin'ny Isiraely. Jereo ny toko |