Jeremia 36:30 - Baiboly Katolika30 Noho izany, izao no lazain’i Iaveh, ny amin’i Jôakima, mpanjakan’i Jodà: Tsy hisy amin’ny fianakaviany na iray aza hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida, sady hatsipy any ivelany ny fatiny hasian’ny hainandro, amin’ny antoandro, sy ny hatsiaka amin’ny alina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201130 Koa izao no lazain’NY TOMPO ny amin’i Joiakima, mpanjakan’ny Joda: Tsy hanana fara handimby eo amin’ny sezafiandrianan’i Davida izy; ary ny fatiny dia hariana ka hasian’ny hainandro amin’ny antoandro ary ho azon’ny fanala amin’ny alina. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA30 Koa izao no lazaiko ny amin’i Jôiakima mpanjakan’i Joda: Tsy hanana zanakalahy hanjaka handimby azy eo amin’ny sezafiandrianan’i Davida i Jôiakima; ary hariana ny fatiny ka hianjadian’ny hafanana amin’ny antoandro sy ny hatsiaka amin’ny alina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Koa izao no lazaiko ny amin’i Jôiakima mpanjakan’i Joda: Tsy hanana zanakalahy hanjaka handimby azy eo amin’ny sezafiandrianan’i Davida i Jôiakima; ary hariana ny fatiny ka hianjadian’ny hafanana amin’ny antoandro sy ny hatsiaka amin’ny alina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy30 Koa izao no lazain’i Jehovah ny amin’i Joiakima, mpanjakan’ny Joda: Tsy hanana fara handimby eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida izy; ary ny fatiny dia hariana ka hasian’ny hainandro amin’ny antoandro ary ny fanala amin’ny alina. Jereo ny tokoMalagasy Bible30 Koa izao no lazain'i Jehovah ny amin'i Joiakima, mpanjakan'ny Joda: Tsy hanana fara handimby eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida izy; ary ny fatiny dia hariana ka hasian'ny hainandro amin'ny antoandro ary ny fanala amin'ny alina. Jereo ny toko |
Fa hahahy eo anatrehan’ny masoandro amam-bolana, mbamin’ny tafiky ny lanitra rehetra, izay efa tiany, notompoiny, narahiny, nilany hevitra ary niankohofany teo anatrehany; ka tsy hangonina na halevina ireo taolana ireo, fa hanjary zezika eo ambonin’ny tany. Ary ny ho faty fa tsy ho velona, no ho aleon’