Jeremia 31:22 - Baiboly Katolika22 Fa nahary zava-baovao amin’ny tany i Iaveh: vehivavy hanodidina lehilahy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Mandra-pahoviana no hirioriovanao, ry zanakavavy mpikomy? Fa NY TOMPO efa namorona zava-baovao amin’ny tany: Ny vehivavy indray no hitady lehilahy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA22 Mandra-pahoviana ianao no mbola hiriorio etsy sy eroa, ry zanakavavy mpikomy? Fa ny TOMPO efa namorona zava-baovao eto an-tany: ny vehivavy indray no manenji-dehilahy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Mandra-pahoviana ianao no mbola hiriorio etsy sy eroa, ry zanakavavy mpikomy? Fa ny TOMPO efa namorona zava-baovao eto an-tany: ny vehivavy indray no manenji-dehilahy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Mandra-pahoviana no hirioriovanao, Ry zanakavavy mpiodina? Fa Jehovah efa namorona zava-baovao amin’ny tany: Vehivavy no hanodidina lehilahy. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Mandra-pahoviana no hirioriovanao, ry zanakavavy mpiodina? Fa Jehovah efa namorona zava-baovao amin'ny tany: Vehivavy no hanodidina lehilahy. Jereo ny toko |
Teny fanao ny hoe: Raha misy lehilahy misao-bady, ary rehefa nilaozany io, dia tonga vadin’olon-kafa ravehivavy; moa hiverina aminy indray va ralehilahy io? Tsy ho tena voaloto mihitsy va izany tany izany? Ary ianao, dia efa nijangajanga tamin-tsakaiza maro, - teny marin’i Iaveh, - ka hiverina amiko indray va ianao?