Jeremia 25:36 - Baiboly Katolika36 Re ny fitarainan’ny mpiandry ondry, ary ny fidradradradran’ny lehiben’ny ondry, fa nosimban’i Iaveh ny tany fiandrasana azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201136 Injany misy feo fitarainan’ny mpitondra sy fidradradradran’ny mpiandry ny ondry aminy! Satria efa nosimban’NY TOMPO ny saha fiandrasana azy; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA36 Reko ny antsoantsom-pitarainany sy ny fidradradradrana ataony, satria efa simban’ny TOMPO ireo kijana fiandrasany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 Reko ny antsoantsom-pitarainany sy ny fidradradradrana ataony, satria efa simban’ny TOMPO ireo kijana fiandrasany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy36 Injany! misy feo fitarainan’ny mpiandry ondry Sy fidradradradran’ny zokiny aminy! Satria efa nosimban’i Jehovah ny saha fiandrasana azy; Jereo ny tokoMalagasy Bible36 Injany! misy feo fitarainan'ny mpiandry ondry sy fidradradradran'ny zokiny aminy! Satria efa nosimban'i Jehovah ny saha fiandrasana azy, Jereo ny toko |