Jaona 3:8 - Baiboly Katolika8 Ny rivotra mitsoka amin’izay tiany ary renao ny feony, nefa tsy fantatrao izay iaviany na izay alehany; tahaka izany izay rehetra ateraky ny Fanahy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Ny rivotra dia mitsoka any amin’izay tiany, ary renao ny feony, nefa tsy fantatrao izay iaviany na izay alehany, dia tahaka izany koa izay rehetra ateraky ny Fanahy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 Ny rivotra dia mitsoka amin’izay tiany, ary renao ny feony nefa tsy fantatrao izay iaviany na izay alehany: tahaka izany izay rehetra ateraky ny Fanahy Masina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Ny rivotra dia mitsoka amin’izay tiany, ary renao ny feony nefa tsy fantatrao izay iaviany na izay alehany: tahaka izany izay rehetra ateraky ny Fanahy Masina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ny rivotra mitsoka amin’izay tiany, ary renao ny feony, nefa tsy fantatrao izay ihaviany na izay alehany, dia tahaka izany izay rehetra ateraky ny Fanahy. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ny rivotra mitsoka amin'izay tiany, ary renao ny feony, nefa tsy fantatrao izay ihaviany na izay alehany, dia tahaka izany izay rehetra ateraky ny Fanahy. Jereo ny toko |